« SAFIDY IRAY, FEO IRAY, DEMOKRASIA MAFY ORINA »
“Fanambarana” Alarobia, 31 jolay 2024 Fifidianana ben’ny tanana sy mpanolotsaina tanterahina ara-potoana, sy azo itokiana, fototry nyfampandrosoana mampiaty ho amin’ny tombotsoan’ny faritra sy ny kaominina. Amin’izao ankatoky ny fifidianana ben’ny…