FANAMBARANA SAVARANONANDO

“Fifidianana solombavambahoaka voamariky ny fandraisana anjara mavitrika kokoa an’ireo mpisehatra ara-politika, ary nahitana tranga tsy fanarahan-dalàna sy fifandonana mampiahiahy” Antananarivo, faha-01 jona 2024 Fandravonana amin’ny ankapobeny ny fanarahamaso Nizotra tao…

0 commentaire
fifidianana solombavambahoaka 2024

FANAMBARANA Antananarivo, faha 29 Mai 2024, Nizotra ampilaminana ny fisokafan’ny birao-pifidianana nandritra ny fifidianana solombavambahoaka 2024 Zavamisy ankapobenyAmin’ny ankapobeny dia voahaja ny pitsopitsony tokony arahana amin’ny fanokafana ny birao-pifidianana ary…

0 commentaire