Fanambaràn’ireo firaisamonim-pirenena mikasika ny fanavaozana ny lalàna momba ny fifidianana eto Madagasikara
« VATO IRAY, FEO IRAY, DEMOKRASIA MAFY ORINA » FANAMBARANA AN-GAZETY Antananarivo, 18 jolay 2025 Izahay, fikambanana avy amin’ny fiarahamonim-pirenena (OSC) miasa ho an’ny demokrasia, ny zon’olombelona ary ny fitondrana tsara tantana,…