FANAMBARANA AN-GAZETY ATAON’NY IVONTOERANA SAFIDY MIKASIKA NY ZOTRAM-PIFIDIANANA AMIN’IZAO FOTOANA IZAO
I. Fampatsiahivana ny fomba fiasa sy ny andraikitry ny Ivotoerana fanaraha-maso ny fifidianana SAFIDY. Ny Ivotoerana SAFIDY (Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonanana) izay mamondrona ireo firaisamonim-pirenena misehatra amin’ny…