Fametrahana fitoriana eny anivon’ny fitsarana mahefa hanamafisana ny fangaraharahan’ny fifidianana solombavambahoaka ny 29 mey 2024
FANAMBARANA Antananarivo, faha-10 jona 2024 Ny lalàna fehizoro laharana 2018-008 tamin’ny 11 mey 2018 mikasika ny fitondrana ankapobeny ny fifidianana sy fitsapakevi-bahoaka dia manome zo ireo mpanaramaso teratany Malagasy, nahazo…